GRIPA

Nampidirin'i takona | 31 Okt, 2008
    Tena mamely mihitsy ity gripa ity eto Antananarivo , tena miparitaka be mihitsy aza tratrany ihany,ny zazakely sy ny ankizy no tena mampalahelo ,nefa anie tsy hita izay ataon'ny mpitondra e sa aleo aloha ho betsaka ny maty?